{"product_id":"9780620493970","title":"Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe de Subsidiarite Et Resolution de Conflits Politiques Mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao","description":"Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tànana fa tsy zakanao . \u003cp\u003eNy \"fotokokevitra miainga ifotony\" raha adika amin'ny teny frantsay dia principe de subsidiarité . Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny \"miainga ifotony\"? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny !\u003c\/p\u003e","brand":"Denis Books","offers":[{"title":"Default Title","offer_id":49997222183152,"sku":"9780620493970","price":9.99,"currency_code":"USD","in_stock":false}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0737\/7593\/9824\/files\/9780620493970_p0.jpg?v=1784235841","url":"https:\/\/shop-qa.barnesandnoble.com\/products\/9780620493970","provider":"Barnes \u0026 Noble (DEV)","version":"1.0","type":"link"}