Skip to product information
1 of 1

Denis Books

Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe de Subsidiarite Et Resolution de Conflits Politiques Mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao

Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe de Subsidiarite Et Resolution de Conflits Politiques Mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao

Regular price $9.99 USD
Regular price Sale price $9.99 USD
Sale Sold out
Shipping calculated at checkout.
Quantity
Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tànana fa tsy zakanao .

Ny "fotokokevitra miainga ifotony" raha adika amin'ny teny frantsay dia principe de subsidiarité . Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny "miainga ifotony"? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny !

View full details